Ravina papaye
préventive1 / 3
🧪 Ingrédients
Ravina papaye vaovao : 1 kg
Rano : 10 L
Ranon-tsavony : 10 ml
Quantités précises :
Ravina papaye vaovao : 1 kg
Rano : 10 L
Ranon-tsavony : 10 ml
📋 Méthode de préparation
- Sasana, avy eo tetehina ny ravina papaye
- Totina rehefa avy notetehina
- Androtsahana rano 5L
- Avela hilona mandritran'ny 24 ora na 1 andro, ary apetraka @toerana maloka
- Tatavanina sy tsihifina tsara
- Ny tsiranoka azo avy eo no ilaina ary taphana rano 10L
- Androtsahana ranon-tsavony : ilaina ami'ny fipetahan'ny fanafody eny @ravina
💧 Application
Afafy eny amin'ny ravina
Manosika ny bibikely tsy hanatony sy hipetra eny @ravina
FRÉQUENCE
Arahamaso tsara ny voly, ary atao isaky ny misy tranga
MOMENT
Maraina 6h-7h, hariva 4h- 6h
🏺 Conservation
Tehirizina amin'ny toerana maloka, tsy azon'ny masoandro sy hamandoana be
Tsy tehirizina mandritra ny fotoana ela be
Herin'andro eo ihany dia havaozina ny taharo raha mbola mila
⚠️ Précautions importantes
- Tandremo tsy ho lo ny taharo raha mijanona ela vao ampiasaina indray
- Tsy azo sotroina
- Atao amin'ny toerana tsy takatry ny ankizy
🐛 Efficace contre ces ravageurs


