← Bibikely rehetra

Chenilles de gousses

« Fanday mpihinana gousse »
📖 Ny mombamomba azy
  1. Chenille de gousse dia olitra avy amin’ny lolo madinika, izay manafika indrindra ny gousse sy ny voan’ny zavamaniry.
  2. Matetika dia kely sy malefaka ny vatany, ary mety ho maitso, mavo na volontany arakaraka ny karazany.
  3. Miditra ao anatin’ny gousse izy ary mihinana ny voa ao anatiny.
  4. Mety hamela lavaka kely eo amin’ny gousse sy tasy mainty vokatry ny dikiny.


⚡ Fitrangany hita maso
  1. Misy lavaka ny gousse ary mety ho simba ny voa ao anatiny
  2. Miha lo ny gousse ary miova endrika


🔄 Fitombony

Atody : apetraky ny lolo vavy eo amin'ny vony sy ny tsiry (2-4 andro)

Olitra : Mivoaka ny olitra avy eo miditra amin'ny gousse (10-14 andro)

Chrysalide : mijanona ao anaty gousse na midina any anaty tany izy mba hivadika chrysalide (7-10 andro_

Papillon/adulte: miova ho lolo ary miverina manatody indray




📅 Fotoana matetika hitrangany
Mando sy mafana, hafanana 20 °C - 30 °C
🌿 Vaha-olana biolojika na ady gasy
🌱 Voly voakasika