Eau de savon
préventive et curative🧪 Ingrédients
- Rano
- Ranon-tsavony
- Vinaigitra
- Sira
Quantités précises :
- rano 4L
- Ranon-tsavony 15 ml
- vinaigitra 15 ml
- sira 1 sotro fihinana
📋 Méthode de préparation
Afangaro tsara ireo fangaro ireo mialoha ny famafazana. Ampiasaina avy hatrany.
💧 Application
Afafy amin’ny ravina sy taho.
FRÉQUENCE
Isan-kerinandro
MOMENT
Amin'ny vanim-potoana maloka, tsy avy ny orana ary tsy mandrivotra be loatra. Maraina na hariva.
🏺 Conservation
Ampiasaiana avy hatrany raha vao vita ilay fangaro. Tsy azo tehirizina.
⚠️ Précautions importantes
Arovana tsy hahazo ny maso.
🍄 Efficace contre ces maladies
🐛 Efficace contre ces ravageurs
