Radriaka
préventive1 / 4
🧪 Akora ilaina
Ravina radriaka (Lantana camara)
Rano madio
Savony ranony hanambarana azy
Habetsahany :
Ravina radriaka 300 g
Rano 1 L
Ranon-tsavony 5–10 ml
📋 Fomba fanomanana azy
- Angonina ny ravina
- Sasana
- Tetehana
- Androtsahana rano 1L
- Avela hilona 24ora na 1andro
- Tatavanina na tsihifina
- Androtsahana ranon-tsavony
- Atao anaty pulvérisateur.
💧 Ny fampiasana azy
Pulvériser-na maraina na hariva manomboka @4ora sy sasany (mody masoandro)
Arahimaso ny voly, jerena tsara raha mbola misy fanday, ary averina ny traitement raha mbola misy
FRÉQUENCE
isaky ny misy fanday
MOMENT
maraina :6h-7h / hariva : 16h30 - 17h
🏺 Fitehirizana
Tehirizina amin'ny toerana maloka, maina , tsy azon'andro sy masoandro be
⚠️ Mila fitandremana
Tandremana tsy hilona ela loatra
Atao amin'ny toerana azo antoka
🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto



