Chenilles de gousses
« Fanday mpihinana gousse »
1 / 2
📖 Ny mombamomba azy
- Chenille de gousse dia olitra avy amin’ny lolo madinika, izay manafika indrindra ny gousse sy ny voan’ny zavamaniry.
- Matetika dia kely sy malefaka ny vatany, ary mety ho maitso, mavo na volontany arakaraka ny karazany.
- Miditra ao anatin’ny gousse izy ary mihinana ny voa ao anatiny.
- Mety hamela lavaka kely eo amin’ny gousse sy tasy mainty vokatry ny dikiny.
⚡ Fitrangany hita maso
- Misy lavaka ny gousse ary mety ho simba ny voa ao anatiny
- Miha lo ny gousse ary miova endrika
🔄 Fitombony
Atody : apetraky ny lolo vavy eo amin'ny vony sy ny tsiry (2-4 andro)
Olitra : Mivoaka ny olitra avy eo miditra amin'ny gousse (10-14 andro)
Chrysalide : mijanona ao anaty gousse na midina any anaty tany izy mba hivadika chrysalide (7-10 andro_
Papillon/adulte: miova ho lolo ary miverina manatody indray
📅 Fotoana matetika hitrangany
Mando sy mafana, hafanana 20 °C - 30 °C
🌿 Vaha-olana biolojika na ady gasy
🌱 Voly voakasika

