voandelaka
curative1 / 2
🧪 Akora ilaina
Ravina voandelaka 1 sobika antonony, totoina, afangaro amin’ny rano 10 litatra ary alona 3-5 andro, azo atao ny manao lafik’asa ny ravina nemo amin'ny fotoana fiasana ho an’ireo tany fantatra fa betsaka biby mpanimba voly.
Habetsahany :
Ravina 1 sobika antonony + rano 10 litatra
📋 Fomba fanomanana azy
totoina ny ravina 1 sobika,
afangaro amin’ny rano 10 litatra
ary alona 3-5 andro,
Tsihifina, dia ampiasaina
💧 Ny fampiasana azy
hafendraka eo tahony sy voany hamono ny tamenaka
FRÉQUENCE
1 na 2 isan-kerinandro (arakaraka ny hamafin'ny fanafiana atao reo ramerina)
MOMENT
maraina vao mangiran-dratsy na hariva efa tsy mafana be intsony.
🏺 Fitehirizana
Tehizina andro vitsivitsy hatramin'ny faha 7 andro raha tsara tsiaka. Tsy atao amin'ny toerana mafana, fa mety hihena kely ny heriny.
⚠️ Mila fitandremana
🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto

