Eau de farine
préventive🧪 Akora ilaina
Rano
Lafarinina
Habetsahany :
Rano 5-10L
Lafarinina 2 kaopy
📋 Fomba fanomanana azy
Afangaro tsara ny rano sy ny lafarinina. Ampiasaina avy hatrany.
💧 Ny fampiasana azy
Afafy amin’ny ravina sy ny taho, amin’ny maraina.
FRÉQUENCE
Isan-kerinandro
MOMENT
Amin'ny vanim-potoana maloka, tsy avy ny orana ary tsy mandrivotra be loatra. Maraina na hariva.
🏺 Fitehirizana
Tsy azo tehirizina fa ampiasaina avy hatrany.
⚠️ Mila fitandremana
🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto
