Amoniaque
préventive et curative🧪 Ingrédients
Amanin’omby
rano
Quantités précises :
Amanin’omby 1 fatra + rano 7 fatra, ohatra hoe amanin’omby 1 litatra ampiana rano 7 litatra
📋 Méthode de préparation
Afangaro tsara ny ranon'amanin'omby 1 fatra sy ny rano 7 fatra etsy ambony, afangaro tsara, dia efa vonona ny hampiasaina.
💧 Application
Afafy amin'ny taho sy ny ravina.
FRÉQUENCE
Isan-kerinandro
MOMENT
Amin'ny vanim-potoana maloka, tsy avy ny orana ary tsy mandrivotra be loatra. Maraina na hariva.
🏺 Conservation
Ampiasaina avy hatrany raha vao vita ilay fangaro.
⚠️ Précautions importantes
Tsy azo afafy amin'ny vanim-potoana mampigaingaina ny masoandro.
🐛 Efficace contre ces ravageurs
