← Vahaolana rehetra

Basilic

préventive
🧪 Akora ilaina

Ravina basilic 1 kg

Rano 10 L

Habetsahany :

Ravina basilic 1 kg

Rano 10 L

📋 Fomba fanomanana azy
  1. Angonina ny ravina basilic
  2. Tetehina manify kely
  3. Totoina
  4. Androtsahana rano 5L, ary afangaro tsara
  5. Avela hilona 12h hatramin'ny 24h
  6. Tatavanina
  7. Afangaro @rano 5L madio ilay taharo
💧 Ny fampiasana azy

Afary @voly

FRÉQUENCE
isan-kerinandro
MOMENT
Manomboka @5h ora hariva
🏺 Fitehirizana

Tehirizina @toerana maina, tsy mandomando, tsy azon'ny masoandro

⚠️ Mila fitandremana

Tsy avela hilona mihoatra ny 2 herinandro ny taharo

🐛 Mahomby @ ireo mpanimba ireto