← Aretina rehetra

hernie crucifère

« Fivontosan'ny faka »
🔬 Fiaviny, fitrangany
  1. Ny hernie des crucifères na fivontosan’ny faka dia aretina mafy mpahazo ny fakan'ny zavamaniry ao amin'ny fianakaviana anana). Ny katsentsitra antsoina hoe Plasmodiophora brassicae (protiste mpanimba) no mahatonga azy


🌦️ Tontolo mampiroborobo azy

Ny tany maridrefy (mando loatra) na tsentsina rano.

Ny tany misy asidra (pH ambany latsaky de 6,5).

Ny hafanana antonony miaraka amin'ny hamandoana.

Ny tsy fisian'ny fifandimbiasana volysatria mahatanty tany hatramin'ny 10 ka hatramin'ny 15 taona ny spora (atodin'ity aretina ).

👁️ Fitrangany

Eny amin'ny tany (Faka): Miforona ho azy ny vongan-kena na fikorontanana lehibe (galles na hernies) amin'ny fakan'ny Pak Choï. Simba sy lo ny faka madinika mpitroka rano.

Eny amin'ny ravina: Malazo tampoka ny ravina rehefa mafana ny andro na mitselatra ny masoandro, nefa mety hody tsara ihany rehefa alina. Mihamavo sy mihasimba ny fitombony (stagnation de croissance)

📖 Ny mombamomba azy
  1. sokajiana ho haavo avo ny gravité raha vao tena voan'ny aretina ny faka, satria ny fahasimban'ny faka dia manakana ny zavamaniry tsy hahazo rano sy otrikaina tsara.